Entry miroa (roa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [Rajemisa 1985]
Morphology 
miroa
niroa
hiroa
Compound words, titles, names 
Quotes 

2010/08/24