| Entry | 1 mirimorimo |
| Root | 2 rimorimo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
5 Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo 6 Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo 7 Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mirimorimo, 13 miromiromy |
| Updated on 2025/11/02 |
|