|
|
|
|

Entry1  mirihana
Root  2 rihana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay.
5 Misy ngorodona. [1.1]
Examples  6  Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Anagrams  7 marihina, 8 mirihana

Updated on 2025/09/12