Entry mirengirengy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanala] mandraingiraingy, mivembena tsy mahay mamindra na mandeha: Mirengirengin'ny tory (mivembena te hatory mafy) [Rakotosaona 1972]

Entry mirengirengy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mirehareha [Rakotosaona 1972]

2010/05/06