Entry miremby (remby)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mihaza, mitady [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [Rakotosaona 1972]
   Mitady haza, miambezo, mitampesona [Rajemisa 1985]
Morphology  
miremby
niremby
hiremby
mirembe, mirembeza

2010/05/14