Entry mirehaka (rehaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray [Rajemisa 1985]
Morphology 
mirehaka
nirehaka
hirehaka
Examples Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy. [Andraina: Mitaraina, page 247]

Entry mirehaka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] miresaka, mamangy [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31