| Entry | 1 miredaka |
| Root | 2 redaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky
[1.1] 5 mirehitra be [1.13] |
| Explanations in French |
6 enflammer
[1.13] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|