Entry | 1 mirava samy marina |
Elementary words | 2 mirava, 3 samy, 4 marina |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |