Entry miraoka ahitra (raoka, ahitra)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny biby mamivitra ny ahitra amin' ny vavany
¶ olona sahirana izaitsizy mikarokaroka izay hevitra hahafahana amin' ny fahasahiranana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2012/10/15