| Entry | 1 mipotraka |
| Root | 2 potraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] |
| Examples |
5 misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69#]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 9 2 combinations of this word |
| Anagrams | 10 mipotraka, 11 mpirotaka, 12 mpitoraka |
| Updated on 2025/10/08 |
|