|
|
|
|

Entry1  miporotsaka
Root  2 porotsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny
5 Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  miporotsaka, 10 mitsoropaka, 11 mpitsoroaka

Updated on 2025/09/12