| Entry | 1 mipoitra |
| Root | 2 poitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao?
5 Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay 6 Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra 7 (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1] 8 miseho 9 azo avy amin'ny ... [1.13] |
| Explanations in French |
10 émerger
11 dériver de ... [1.13] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mipoitra, 17 mpioitra |
| Updated on 2025/11/17 |
|