|
|
|
|

Entry1  mipitipitika
Part of speech  2  active verb
Root  3  pitipitika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7  [1.3#487] se disperser en éclats, comme les éclats du fer rouge qu’on frappe
tomber comme une petite pluie, jaillir en nombreuses éclaboussures
trembler, avoir une grande peur
Examples  8  [2.895#72] Mbola ho azoko izany manao kivazivazy izany ary ataoko ny lohany mihitsy no mipitipitika raha mivenavena.
9  [2.996#40.005.006] Ary ny sisa amin' i Jakoba, any amin' ny firenena maro, ho toy ny ando avy amin' ny Tompo, toy ny orana mipitipitika milatsaka amin' ny ahi-maitso;

Updated on 2025/07/29