Entry mipasaka (pasaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin' ny angady
¶ Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka [Rajemisa 1985]
English translation to scatter, to spill; fig. to speak one's whole mind. [Richardson 1885]
Morphology 
mipasaka
nipasaka
hipasaka

Updated on 2020/07/31