| Entry | 1 miongy |
| Root | 2 ongy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mihady [Bara]
[1.78] 5 miasa tany, mamadika bainga [1.13] |
| Explanations in English |
6 same as mitrongy. [1.2] |
| Explanations in French |
7 labourer [1.13] |
| Examples |
8 mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
[1.406#]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 12 Economy: agriculture |
| Updated on 2025/09/12 |
|