| Entry | 1 mingodongodona |
| Root | 2 ngodongodona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to emit a hollow sound.
[1.2] |
| Examples |
6 Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69#]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 mingodona |
| Updated on 2025/11/17 |
|