|
|
|
|

Entry1  mineraly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1]
4 zaka madio avy ao anaty tany [1.13]
Explanations in French  5 minéral [1.13]
Examples  6  Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123#]
7  Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357#]
Vocabulary  8  Geology
All compound words  9  5 combinations of this word

Updated on 2025/11/09