Entry mindray
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Mahafaly] tamin'izay, miaraka tamin'izay [Rakotosaona 1972]

Entry mindray
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Mahafaly] mitokana [Rakotosaona 1972]

Entry mindray
Part of speech   expression
Malagasy definition   [Taisaka] manaraka [Rakotosaona 1972]
   [Bara] miaraka, mitoby, miara-mipetraka [Rakotosaona 1972]

Entry mindray
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mitovy, sahala [Rakotosaona 1972]

Entry mindray
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara] feno [Rakotosaona 1972]
Synonyms   mindry

2010/05/06