|
|
|
|

Entry1  milotika
Root  2  lotika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1]

Anagrams  5 milotika, 6 mitokila

Updated on 2025/09/12