| Entry | 1 milopilopy |
| Root | 2 lopilopy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka mamparary maso.
5 Tsy mazava tsara: Milopilopy ny jiro (mitsilopilopy no fiteny matetika kokoa). [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 milopilopy, 11 mipilopilo |
| Updated on 2025/09/12 |
|