|
|
|
|

Entry1  milon-tsomaka
Elementary words  2 lona, 3 somàka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza vary efa voajinja izay milona ao anaty rano ka simba [1.1]

Updated on 2025/09/12