Entry | 1 milimetatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 millimètre [1.13] |
Examples |
4 Ny taratasin-dotsaboto ampiasaina emin' ny fifidionana ny Filohan' ny Repoblika dio mirefy 105 X 90 milimetatra ny velarony.
[2.114]
5 Atao tsy re tsaika, tsy re fihetsika amin' izany rehetra izany, ny fofonaina tazonina, ny latabatra apetraka amin' ny gorodona sy apaka amin' ny varavarana, hetsehina isa-milimetatra. [2.4] |
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Space |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |