Entry milanja am-betraka
Elementary words milanja ; ambetraka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony [1.1]

Updated on 2023/10/18