Entry milamaka (lamaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana
¶ Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] mivalandotra [Rakotosaona 1972]
English definition   lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down [Richardson 1885]
Morphology  
milamaka
nilamaka
hilamaka
milamaha

Updated on 2010/05/14