Entry mikotroka (kotroka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
¶ Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
¶ Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [Rajemisa 1985]
English definition to thunder; to roar, as a cascade, etc [Hallanger 1973]
French definition tonner; faire du bruit comme une cascade [Hallanger 1974]
Morphology 
mikotroka
nikotroka
hikotroka
mikotroha
Quotes 

2012/08/14