| Entry | 1 mikorapaka |
| Root | 2 korapaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
5 Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 mikarapoka, 12 mikorapaka, 13 mpikaraoka |
| Updated on 2025/11/02 |
|