| Entry | 1 mikopape |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] kiaka (miendaka): Nienjika aho haleña ko save mikopape dia tsa mba hae ny kirangoko (Nianjera aho halina ka tena kiaka tsy hita velively ny ranjoko)
[1.78] |
| Anagrams | mikopape, 4 mikopepa |
| Updated on 2026/02/04 |
|