| Entry | 1 mikondendy |
| Root | 2 kondendy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 mikondendina, mikorandendina |
| Updated on 2025/09/12 |
|