Entry | 1 mikoke |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay) [Betsileo]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |