Entry mikodedika (kodedika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] miboredika [Rakotosaona 1972]
   Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy
Mitovy hevitra: miboredika ~ mikodadaka [Rajemisa 1985]
Morphology  
mikodedika
nikodedika
hikodedika
mikodedeha
Synonyms   mikodedy

2012/08/14