|
|
|
|

Entry1  mikitsaotsao
Root  2 kitsaotsao
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Matsatso sady mitsatsàka misimisy ranony: Mikitsaotsao izany mangahazo izany. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2025/09/12