Entry mikinia
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mandrahona, marisika [Rakotosaona 1972]

Entry mikinia
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] mikasa [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mikasa, maniry [Rakotosaona 1972]

Entry mikinia
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mikendry, mitady hamely [Rakotosaona 1972]

Entry mikinia
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mialona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06