| Entry | 1 mikifaefae |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mitsanga-mahitsy: Ny vatolahy hoe ro mikifaefae tsa mangaike ko ny tatao ro tomoetsa tsa mba miandre (Ny vatolahy no mitsangana tsy miantso, hono, ka ny fanataovana no mitomoetra tsy mba miandry
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|