| Entry | 1 mikeninkenina |
| Root | 2 keninkenina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misahana raharaha madinidinika; mihodinkodina amin' ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|