Entry mikenge
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Manantena: Laha mañara-dalana tsy masaka ko sia, ko leha nama tsy kosa meñatsa (raha manaradalan-tsy masaka ho sia ary raha manantena naman-tsy mahatoky ho voafitaka) [1.78]

Updated on 2020/07/31