| Entry | 1 mikatsaoka |
| Root | 2 katsaoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra [1.1] |
| Explanations in French |
5 résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue [1.3#319] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mikatsaoka, 10 mitsakoaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|