|
|
|
|

Entry1  mikasika
Root  2 kasika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampandalo ny tanana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io.
5 Misafosafo, mandalo eo amin' ny...: Nikasika ny tendron' orony ny vato.
6 Tonga: Efa nikasika ny faritanin' ny Sakalava izahay vao nahazo aina.
7 Miraharaha, mandray anjara amin' ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho.
8 Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay. [1.1]
Explanations in English  9 to touch in passing.
10 Fig.: to allude to, to hint at. [1.2#320]
Explanations in French  11 toucher: Aza mikasika ahy (Ne me touchez pas) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne touchez pas ce qu'on ne doit pas toucher).
12 effleurer: Nikasika ny ravin-tsofiny ny bala (La balle effleura son oreille).
13 atteindre: Efa nikasika ny tanin' ny Betsileo izahay vao niverina (Lorsque nous eûmes atteint le pays des Betsileos, nous revinmes).
14 s'occuper, se mêler: Aza mikasika izany raharaha izany (Ne vous occupez pas de cette affaire) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne vous mêlez pas de ce qui ne vous regarde pas, de ce que vous ne savez pas).
15 concerner: Mikasika ny fivavahana (Cela concerne la religion).
16 regarder: Mikasika anao izany raharaha izany (Cette affaire vous regarde).
17 fréquenter. [1.3]
18 toucher. [1.8, 1.5]
19 toucher en passant.
20 mentionner en parlant ou en écrivant. [1.8]
Examples  21  Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho. [2.324]
22  Marina fa tsy nikasika ny mponina rehetra izany. [2.472]
23  tsy mahazo mikasika ny faty, na ray, na reny, na vady, na zanaka: raha maty dia tsy mahazo mikasika azy [2.48]
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
27  Imperative :
All compound words  28 toe-javatra mikasika ny olombelona
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Anagrams  30 mikasika, 31 mikisaka

Updated on 2025/11/09