| Entry | 1 mikaroka |
| Root | 2 karoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very.
5 Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata. 6 Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to scratch, to sound, to investigate, to look for.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 mikaroka, 15 mikoràka |
| Updated on 2025/11/02 |
|