Entry | 1 mikaratsaka |
Root | 2 karatsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 karamatsaky, 9 mikaratsaka, 10 mitsakaraka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |