| Entry | 1 mikaona |
| Root | 2 kaona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila
5 Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity 6 Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina 7 Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 mikaon-doha |
| Anagrams | 12 kamoina, 13 manaoky, 14 manioka, 15 mañoaky, 16 mianoka, 17 mikaona |
| Updated on 2025/11/09 |
|