| Entry | 1 mikaly |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 kaly |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina |
| Examples |
10 [2.472] Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. |
| Analogs | 11 mikajy, mikandy, mijijy, miangaly, mikajy, mikajakaja, mikandikandy, mikojakoja, mipasopasoka, mitandrina, mikenakena |
| Anagrams | 12 kilaim, mikaly, milika |
| Updated on 2025/08/10 |
|