|
|
|
|

Entry1  mikaka
Root  2 kaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [Tanala] [1.78]
5 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
6 Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2025/09/12