Entry | 1 mijofo |
Root | 2 jofo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 9 mitora-jofo |
Anagrams | 10 fijomo, 11 mijofo |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |