Entry mijefijefy (jefijefy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihetsiketsika mipelipelika
¶ Mampiseho amin' ny fihetsika ny fironana amin' ny fahalianan' ny nofo: Efa mijefijefy erỳ i Soa rehefa mandihy
Mitovy hevitra: mijejojejo ~ mijilajila ~ mipelipelika ~ mipilapila ~ mitrafantrafana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mijefijefy
nijefijefy
hijefijefy
mijefijefe

Updated on 2020/07/31