| Entry | 1 mijananaika | 
| Root | 2jananaika | 
| Part of speech | 3 active verb | 
| Explanations in Malagasy | 
4 Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra [1.1] | 
| Morphology | 
  | 
| Synonyms | 8mijananaka | 
| Anagrams | 9 jamaikanina, 10 mijananaika | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |