| Entry | 1 mijaiko |
| Root | 2 jaiko |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|