Entry mihota (hota)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka, Tanala] mitsako [Rakotosaona 1972]
   Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [Rajemisa 1985]
Morphology  
mihota
nihota
hihota
Compound words, titles, names  

Updated on 2010/05/14