Entry | 1 mihonoña |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 misosa (lakana, rano, ets): Mihonoña moramora ny rano an-deombato (Misosa moramora ny rano an-tsefatsefa-bato) / Mihonon-tsy voezena koa lakan-jejo (Misosa tsy voizina toa lakan-jejo) [Betsileo]
[1.78] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |