| Entry | 1 mihondratra |
| Root | 2 hondratra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera.
5 Mangovitry ny tahotra. 6 Mirongatra, mirofotra: Efa mihondratra ny bonibonin' i Naivo kely. [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|