Entry miholaitra (holaitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa
¶ Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy
¶ Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko [Rajemisa 1985]
English definition to be sprained; to be out of joint [Hallanger 1973]
French definition dévier; être foulé; souffrir une entorse [Hallanger 1974]
Morphology 
miholaitra
niholaitra
hiholaitra
miholaira

Updated on 2012/08/10